You are here

Festa dei Popoli 2012

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 20/05/2012 - 22:43

 

Tontosa ny alahady 20 mey teo ny Festa dei Popoli 2012, andiany faha-21, tetsy amin'ny bazilikan'i San Giovanni toa ny mahazatra.

Isaorana manokana ireo rehetra izay samy nandray anjara mavitrika tamin'ny fanatontosana sy fiatrehana azy ity. Isaorana manokana ireo nahafoy tena nikarakara ny stand sy ireo nitondra sakafo nifampizaràna. Zokin'ny afara koa iny e, fa ny manetsa be mbola ho avy.

Indreto ny sary tamin'izany.