You are here

Fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 28/09/2010 - 17:37

 

Nankalaza ny fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo mpiahy azy ny Ankohonana tamin'ny alahady 26 septambra 2010 teo. Tamin'izany koa no niarahabana ireo pretrantsika vaovao, sy ireo masera mirahavavy nahavita ny voady farany tany Madagasikara tamin'ny volana aogositra teo.

Misaotra an'i Heri nizara ny sary.