You are here

Fitsangatsanganana teny Bracciano tamin'ny alatsinain'ny Paska.

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 14/04/2010 - 21:32

 

Nahafinaritra tokoa ny fitsangatsanganana natao teny Bracciano raha zao hita amin'ny sary izao Na teo aza ny andro somary ratsy dia tsy nahasakana ny fety tsy hafana izany.

Isaorana betsaka i Deszo nizara ny sary.