You are here

Tarika Ndriana Ramamonjy handalo eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 03/06/2017 - 06:57

Tarika Ndriana Ramamonjy handalo eto Roma - Italia
Anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona niderana an'Andriamanitra an-kira
Ny alahady 4 juin 2017 amin'ny 5 sy sasany tolakandro

Fratelli del Sacro Cuore
Centro Fratel Polycarpo
Via dell'Imbrecciato, 112a
00149 , ROMA - ITALIA

Hisy sakafo hariva.

Fanohanana tamin'ny fandaniana:
Lehibe: 15 €
Ankizy: 5 €
Izay mahafoy mihoatra tsy ferana

Ny vola azo dia hanonerana ny lany rehetra tamin'ny fikarakarana indrindra ny saran-dalana mandroso miverina Roma ary ny ambiny dia atolotra ho an'ny Tarika hanohanana azy amin'ny fitoriana ny Tenin'Andriamanitra @ fitetezana an'i Eoropa