You are here

Sakafom-pianakaviana ho fanohanana ny Fikambanana Tetezana Onlus

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 18/05/2012 - 16:34

 

 

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia manasa ny rehetra amin'ny sakafom-pianakaviana karakarain'izy ireo entiny hiatrehany ny adidy miandry azy ireo any Madagasikara, dia ny fanampiana indrindra indrindra ireo ankizy madinika amin'ny fandehanana any an-tsekoly izany.

Miandry anareo ary izy ireo ao amin'ny efitrano malalaky ny "Istituto Figlie della Divina Provvidenza Elena Bettini " etsy Testaccio, via Ginori 2,  ny alahady 10 jiona 2012,  manomboka amin'ny 12 ora sy sasany.

Taomy ny namana rehetra fa sady fotoana hiarahana mifaly no hanaovana adidy io andro io.
Misaotra indrindra.

 

serata2