You are here

Fanasana avy amin'ny FFKM

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 25/01/2017 - 19:12

Amin’izao volana manokana ho an’ny “Firaisan’ny Kristianina” sady ho “Fifampiarahabantsika” amin’izao taona vaovao izao.

Dia manainga antsika Malagasy tapaka sy namana rehetra, amin’ny fiombonam-bavaka iraisam-pinoana ny:
Alahady 29 janoary 2017
Toerana ao amin’ny Parrocchia Santa Maria Della Visitazione Via Crispolti 142 akaiky via Tiburtina (P. Alain)
Ora fanombohana: 12:30

Fampatsiahivana: Toy ny mahazatra dia samy mitondra izay vitany hifampizarana aorian’ny fanompoam-pivavahana

Dia manantena antsika rehetra hiombom-pifaliana

Ny Birao FFKM