You are here

Fanamasinana ho Pretra

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 13/06/2005 - 07:31

Nahazo vaovao sy fanasana izahay momba ny fanamasinana ho pretra an'i Fr. Jean Claude Herménégilde izay niaraka tamintsika teto Italia.

Ny fanamasinana dia atao mandritra ny Sorona Masina ao amin’ny Paroasy
Md. JEAN DE MATHA – TSARAHASINA
TSIROANOMANDIDY
ny Asabotsy 30 Jolay 2005 amin’ny 9 ora maraina.
Dia manasa antsika rehetra hiombom-bavaka sy hisaotra an'Andriamanitra noho izany fanamasinana azy izany.

http://malagasy.it/media/texte_ordination_05.pdf ny fanasana nalefany