You are here

Alim-pandihizan'ny Zanak'i Gasikara

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 14/06/2005 - 10:12

Araka ny vaovao voaray dia hanao alim-pandihizana ny fikambanana Zanak'i Gasikara, fikambanan'ny tanora eto Italia. Alim-pandihizana apetraka eo ambany fiahian'ny Ambassadaoro Malagasy Paraina Auguste.

Izany dia atao ao amin'ny au Restaurant A PUMMAROLA Via di M. D. Barbantini,3 (Località Castelluccia , Giustiniana) ny 25 jiona alina manomboka amin'ny 9 ora alina ka hatramin'ny 2 ora maraina.

Dia tongava maro ho fanohanana ny tanorantsika.

Ny fanazavana fanampiny dia ho [url=http://www.ambamad-roma.com/zg.htm]hitanao eto[/url]