You are here

Fisaorana avy amin'ny Te.Fi

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 03/06/2013 - 11:51

Misaotra anareo tapaka sy namana havana mahatratra sy mahavonjy e!Niaraka nanafana sy nitotorebika tamin ny fety teo Eny tsy hadino koa ireo olona tsy no tonga noho nyadidy amandraikitra maro samy hafa e mirarisoa sy fahombiazana hoanareo koa izahay .Mirarisoa sy fahombiazana ho antsika  rehetra rehetra tsy ankanavaka izahay e hitahy antsika tsirairay anie ny TOMPO ao ambony

Ny sary dia azo jerena ao amin'ny : http://www.malagasy.it/tahirintsary/fetinny-tefi-26052013