You are here

Fandraisana Sakramenta tao amin'ny paroasy katolika.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 07/06/2009 - 20:45

 

Zana-piangonana 6 mirahavavy no nandray ny Sakramenta (Batemy ho an'ny iray amin'izy ireo ary Fankaherezana ho azy 6 mirahavavy) anio 7 jiona 2009, fankalazana ny Fetin'ny Trinite Masina tao amin'ny paroasy Victoire Rasoamanarivo.

Fangatahan'ny anankiroa tamin'izy ireo moa ny hizarana eto amin'ny vohikala ny sary nirakitra izany.

Dia mirary soa hatrany azy ireo.

 

(Misaotra an'i Malala sy Volana nizara sary.)