You are here

Fandraisana ny taona 2012 - Naples

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 01/01/2012 - 18:51

 

Faly miarahaba ny rehetra tonga soa aty amin'ny 2012 daholo. Hitondra soa, fanambinana ary fahasalamana indrindra indrindra anie izy ity.

Samy nanana ny toerana sy ny fomba nankalazany ny famaranana ny 2011 sy fandraisana ny taona 2012 avy moa ny isan-tsokajiny ka dia raisinay an-tanandroa ireo sary rehetra tianareo ifampizarana eto amin'ity toerana ity. Alefaso amin'ny contact@malagasy.it ny sary na raha manana compte ao amin'ny Flickr ianareo dia omeo anay ny rohy misy  ny sary fa raisinay mivantana avy any.

___________________________________

 

Na vitsivitsy aza izy ireo no tratra antso sy tafavory dia nifaly tokoa ireo tapaka sy namana tao Naples :