Tu sei qui

Fankalazana ny fetim-pirenena 2015

Inviato da superadmin il Lun, 29/06/2015 - 21:49

Natao ny 27 jiona teo ny fankalazana ny fetim-pirenena tao amin'ny Masoivohom-pirenena malagasy eto Roma tamin'ity taona 2015 ity. Notronin'ireo Malagasy maro sy vahiny nasaina ihany koa. Ireto nisy sary vitsivitsy azo nandritra izany. Raha misy manana sary tiana hapetraka eto amin'ity site ity dia afaka hatrany mandefa izany aty aminay contact@malagasy.it fa antsika rehetra izy ity.