Tu sei qui

Famaranana ny taona litorjika 2007

Inviato da superadmin il Mar, 26/06/2007 - 13:23

 

Famaranana ny taona pastoraly 2006/2007-n'ny Ankohonana sady fisaorana ny ambasadaoro Paraina mivady handao an'i Italia afaka volana vitsivitsy. Tsy ho an'ny teratany malagasy ihany fa nahavita be teo amin'ny fiainan'ny Ankohonana tokoa izy mivady.