Tu sei qui

Fandraisan'i Mgr. Odon Razanakolona ny Pallium

Inviato da superadmin il Sab, 01/07/2006 - 10:18

Ny Arsevekan'Antananarivo Mgr. Odon Razanakolona dia anisan'ireo nandray ny "Pallium" ny 29 jiona 2006 tao amin'ny Basilikan'i Md. Piera. 

Ny ampitson'io kosa dia nihaona tamin'ireo arseveka sy ny ondrin'izy ireo eto Italia ny Ray Masina tao amin'ny Efitrano Paolo VI : ATO  ny sary.