Tu sei qui

Fametrahana ny kardinaly tao amin'ny paroasiny eto Roma

Inviato da Rondro il Dom, 23/12/2018 - 21:32

 

Paroasin'i San Gregorio Barbarigo -  EUR Laurentina : fametrahana ny kardinaly androany 23 desambra 2018.

(Ialana tsiny raha tsy tomombana daholo ny sary satria tsy niomana haka sary loatra ny tena saingy nony hita fa tsisy nanao izany dia nampiasaina ihany ilay fitaovana na dia misy fahasimbana aza fa nokasaina hakana sary vitsivitsy ho an'ny tena fotsiny wink )