Vaovao

Feno 15 taona tamin'ny volana mey ny nanosorona ho mpisoron'ny Avo an'i mompera Alain Velomaroson ka ny alahady 16 jiona teo, tao amin'ny Ankohonana... tohiny
Ny sabotsy 29 jiona 2019 manomboka amin'ny 5 ora hariva no hanasana antsika rehetra amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena ao amin'ny foiben'ny... tohiny
Hanamarihana ny fahafolo taona nijoroan'ny Fikambanana "Malagasy Miray" sy ny faha-59 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantena no... tohiny
Fenofeno ihany moa ny fandaharam-potoanan’Andriamatoa ministry ny Raharahambahiny, Naina Andriantsitohaina, satria ankoatran’ny fandinihana ny... tohiny
Tonga ity ilay andro lehibe izay nandrasantsika dia ny fankalazana ny fetim-pirenentsika malagasy izay ho atao ao amin'ny Via delle Industrie, 17 -... tohiny
Ho antsika tapaka sy namana rehetra, Hafaliana ho anay Malagasy atý amin'ny faritra avaratr'i Italie no manasa antsika rehetra hiaraka hankalazana... tohiny
Manasa antsika indray mba handray anjara amin'ny "Maratona di Roma 5km" amin'ny alahady 7 aprily 2019. Afaka mihazakazaka na koa mitsangatsangana. Ny... tohiny
Hanomboka amin'ny 26 febroary ka hatramin'ny 3 martsa 2019 dia hisy varotra-fampirantiana saripika, sangan'asan'i Patrizia Schifano eto Roma ka... tohiny
Araka ny anarany dia miezaka ho tetezana mampifandray an'i Madagasikara sy Italia ny fikambanana Tetezana Onlus . Ny fanabeazana moa no tena... tohiny
Vita soa tamin'ny alahady 10 febroary teo ny fety fifampiarahabana amin'izao taona vaovao 2019 izao ka indro ampitaina amintsika eto ny fisaorana avy... tohiny