Eto ianao : fandraisana

Tonga soa

Tonga soa eto amin'ity toerana atolotry ny Malagasy eto Italia ity. Eto no ahitanao ny vaovaon'ny malagasy eto Italia, tahirintsary, ireo tolotra isankarazany.

Handray vaovao amin'ny email

Raha tianao ny hahazo ny vaovao eto ambany ireto amin'ny email dia mandefasa email amin'ny adiresy:
seraseraIT-subscribe@yahoogroupes.fr 
Misaotra

Vaovao

Fankalazana ny Fetim-pirenena ao amin'ny foiben'ny masoivoho.

    Amin'ny alahady 25 jiona amin'ny 6 ora hariva izany ny fotoana hankalazantsika ny Asaramanitra eny amin'ny foiben'ny masoivoho, via Riccardo Zandonai 84, Roma.        … Tohiny >>

Tarika Ndriana Ramamonjy handalo eto Roma

Tarika Ndriana Ramamonjy handalo eto Roma - ItaliaAnatin'ny fankalazana ny faha 30 taona niderana an'Andriamanitra an-kiraNy alahady 4 juin 2017 amin'ny 5 sy sasany tolakandroFratelli del Sacro CuoreCentro… Tohiny >>

Giornata del Madagascar 2017 any Torino

  Am-pifaliana no hanasana ny Malagasy manodidina an'i Torino, na ny avy lavitra sendra mandalo, amin'ny fankalazana ity andro natokana hiresahana momba an'i Madagasikara ity, izay karakarain'ny… Tohiny >>

'Festa dei Popoli' any Brescia.

Amin'ny alahady 14 mey ho avy izao ny fankalazana ny "Festa dei Popoli" any Brescia, izay hatao ao amin'ny Pala Brescia, via San Zeno 168. Asaina isika rehetra, na ny monina ao amin'ny faritra manodidina… Tohiny >>

Manentana antsika handray anjara amin'ny 'Fun Run 2017' eto Roma.

  Efa maromaro ihany angamba no mahalala ny hazakazaka Maratona eto Roma isan-taona ka amin'ity taona ity dia ny 2 aprily no hanaovana azy.  Ankoatra io dia misy koa ny "Fun Run - La Stracittadina",… Tohiny >>

'Un biscotto per l'Africa', hisy kilongantsika ihany koa handray anjara.

  Ho antsika any Arezzo sy ny manodidina indray ity. Miendrika fifaninana hampandraisana anjara ny zaza sy ankizy - ampian'ny ray aman-dreny na tsia - hanamboatra "biscotti" any an-trano ka io no… Tohiny >>

Hetsika any Brescia : resadresaka momba ny vehivavy.

  Asaina indrindra isika any avarabaratra any, Brescia sy ny manodidina, hanotrona ity hetsika/famelabelarankevitra mitondra ny lohahevitra hoe "Nessun discorso di odio" ity, izay handraisan'i Lydie… Tohiny >>

Fanasana avy amin'ny FFKM

Amin’izao volana manokana ho an’ny “Firaisan’ny Kristianina” sady ho “Fifampiarahabantsika” amin’izao taona vaovao izao. Dia manainga antsika Malagasy tapaka… Tohiny >>

Filazana manjo

  Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana fa i Miandra Alison BEZAKA, pretran'ny diosezin'Antsiranana, dia nodimandry ny alatsinainy 23 janoary 2017… Tohiny >>

Efa afaka alaina amin'izay ireo pasipaoro vaovao.

    Araka ity filazana ity izany dia vita soa aman-tsara ny pasipaoro namboarina tamin'ny volana mey koa iangaviana isika izay nanao izany mba haka ny azy eny amin'ny ambassade manomboka ny… Tohiny >>
Soso-kevitra sy fitarainana Hiditra

Tahirintsary

Malagasy eto Italia on Facebook